Entry | 1 mahavanona |
Root | 2 vanona |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mahatonga ho vanona: Ny toetra amam-panahy no mahavanona [1.1] |
Explanations in English |
5 to bring to completion or to maturity [1.7] |
Explanations in French |
6 mener à bonne fin; produire des fruits mûrs [1.8] |
Examples |
7 Mbola io koa ny teny napetrakareo, ny hoe: raha mahavokatra, raha mahavanona. [2.245#] 8 Tsy hitondra any amin' ny hevitra iombonana sy mahavanona raha izy tenany fotsiny. [1.369#] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Anagrams | 13 mahavanona, vahomanana |
Updated on 2023/08/26 |