|
|
|
|

Entry1  mahavoasazy
Root  2  voasazy
Part of speech  3  adjective
Examples  4  mahavoasazy ny manao izany. [2.117]
5  Tsy misy olona azo sazina raha tsy araka ny lalàna navoaka hanan-kery alohan' ny nanaovana ilay fihetsika mahavoasazy. [1.320]
6  Samia hendry tsara mandra-pahatongan' io andro io, satria raha misy tsy hendry, dia sady voasazy tsy man-kany, no mahavoasazy koa ny sisa rehetra, tsy misy afaka handeha. [2.332]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :

Updated on 2023/01/20