Entry 1/2 | mahiratra (hiratra) | |||
Part of speech | adjective | |||
Explanations in Malagasy | Mahita: Ny jamba sy ny mahiratra Enti-milaza maso na saina mahita tsara, matsilo: Tsy azo fitahina iny fa olona mahiratra/ Mahira-tsaina Enti-milaza mizana tsara izay mahita na dia lanjan-javatra faran' izay kely aza: Tsy misy tsy hitan' ny mizana mahiratra [1.1] | |||
Explanations in English | To have one's eyes open; to be able to see [1.7] | |||
Explanations in French | [1.8] | |||
Compound words |
| |||
Entry 2/2 | mahiratra | |||
Part of speech | active verb | |||
Explanations in Malagasy | [Taisaka] Mitandrina [1.78] | |||
Anagrams | maharitra, mahiratra, miharatra |
Updated on 2023/08/11 |