|
|
|
|

Entry1  maingoka
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Zoology: invertebrates
Explanations in Malagasy  4  Bibikely misy tanabeny roa mangeja eo anoloana, ary ny kibony miafara amin' ny rambo mifaingoka izay manindrona misy poizina [1.1]
Explanations in English  5  a scorpion [1.7]
Explanations in French  6  scorpion [1.3, 1.8]
Examples  7  Any am-piandrasana omby any izy dia ataony mijaly sy mitondra faisana ery ny omby izay andrasany, mpampitondraka ny volim-bahoaka, mpilalao bibilava sy maingoka ary biby madinika. [2.588#]
Article  8  Randzavola: maingoka ao amin' ny Baiboly

Anagrams  9  maingoka, miongaka

Updated on 2022/07/30