Entry | 1 main-kandriña |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.78] [Betsileo]
tsy mahalala menatra, tsy vaky atatra: Kilonga ko miadiady foana dia tsa main-kandrina lehe i Rakamisy ioio (Ankizy ka miadiady foana dia tsy mahalala menatra raha i Rakamisy io) |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |