|
|
|
|

Entry1  makajany
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Fomba fampanofana tanimbary ka ny tompony no miantoka ny masomboly ary isasahana ny vokatra rehefa tafaverina ny masomboly nosamborina [Tsimihety] [1.1]

Updated on 2020/07/31