Entry | 1 Makoa |
Part of speech | 2 name (ethnonym) |
Vocabulary |
3 History: clans, tribes |
Explanations in Malagasy |
4 Masombika (anarampoko vahiny iray avy atsy Afrika tonga teto) [1.1] |
Examples |
5 Teo anilan'ireo Tompon-tany ireo no niavian'ireo makoa [2.606#29] 6 Olona maro karazana no mponina tao Mojanga, dia Sakalava, Hova, makoa, Arabo, Karana [2.649#1034] |
Proverbs | 7 Proverbs containing the word Makoa |
Tables and plates |
8 Dialectal words |
Anagrams | 9 akoma, amako, amoka, kaomà , koama, Makoa |
Updated on 2023/02/21 |