|
|
|
|

Entry1  makrame
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Harona makarakara fitondranjavatra, vita amin' ny rofia norandranina ka asiana haingony izay ahorona tsirairay hatrany toy ny manao halana boribory ka ampifandraisina amin' ny vatany mba hahamafy azy; tsy ho fitondranjavatra ihany no hanaovana ny makrame fa azo anaovana haingon-trano na efi-damba koa izy ka amin' izay izy mibikana takelaka lava sy lehibe ary indraindray atao efamira ilay haingony boribory

Updated on 2020/07/31