|
|
|
|

Entry1  malailay
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.78] [Tanala] mangidihidy: Ijay malailay mihaotre (izay mangidihidy mihaotra)
4  [1.1] Masaosao na masaisay rehefa mikasika ny tena: Malailay ny jiafotsy
Mahatonga hidihidy: Malailay itỳ akanjoko itỳ izany
Mangidihidy: Malailay aho izany; asa raha nandadian' ny fanday
Explanations in English  5  [1.7] scratchy, itchy
Explanations in French  6  [1.8] qui cause des démangeaisons
Vocabulary  7  Health
Root  8  lailay
Compound words 
Proverbs  10  Proverbs containing the word malailay

Updated on 2024/12/11