|
|
|
|

Entry1  malamalama
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Tsy misy marokoroko na maraorao; malambolambo: Malamalama ny lohan' ity zaza itỳ
Examples  4  [1.437#] Vato fohifohy malamalama izay no teo.
5  [2.436#] manify dia manify izy io ary efa niasa ela teto ka nanjary malamalama.
Root  6  lamalama

Updated on 2024/12/11