Entry | 1 malazalaza |
Root | 2 lazalaza |
Part of speech | 3 adjective |
Allegation |
4 |
Examples |
5 Ny zavatra malazalaza voalazany ihany anefa no hotsimponintsika. [2.499#] 6 Misy toerana voatokana ho fakana rano masina ho an' ny andriana, fa ho an' ny olona hafa dia izay rano lehibe sy malazalaza eny akaikikaiky eny. [2.436#] |
Updated on 2024/12/11 |