Entry | 1 malezolezo |
Root | 2 lezolezo |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Sady lava no manify |
Explanations in French |
5 [1.3#404] qui est grand, mince et maigre |
Examples |
6 i Fandravaka kely kosa dia zaza malezolezo sady tsy ampy fivelomana ny ray aman-dreniny ka misaringo-borodamba. [2.895#10] 7 Na angamba ny fisian' ilay firohotana malezolezo atao hoe Fanampiana amin' ny Fahavoazana Rehetra sy ny fomba fiasany no nametraka olana taminy. [1.369#] |
Updated on 2023/01/20 |