Entry | 1 malotoloto |
Part of speech | 2 adjective |
Allegation |
3 4 5 6 7 8 9 |
Examples |
10 [2.332#] Dia namaoka tànana tamin' izay vorodamba malotoloto izay izy. 11 [2.324#] Izay hoe mba havelany hiakanjo na hitafy malotoloto na dia ao an-trano aza! 12 [2.356#] Eo am-pisoronana afo eo izy no mamaha ny lamba lavabe, malotoloto, fehy valahana. |
Root | 13 lotoloto |
Morphology |
|
Updated on 2024/12/11 |
![]() |