|
|
|
|

Entry1  mamadiditra
Root  2  fadiditra
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mangorona manodidina: Iza no namadiditra ity tady ity tamin'ny tongodavarangana?
5  Mandadina amy, mifadiditra amy...: Mamadiditra amin'ny hazo ny vahy [1.1]
Explanations in French  6  entortiller, rouler autour, entrelacer: Aoka hamadiditra ity tady ity amin' ny filanjana isika mba hanamafy azy (Entortillons cette corde autour du bras du palanquin pour le consolider) [1.3#135]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :
Compound words 

Updated on 2023/08/11