Entry (1/2) | 1 mamadika |
Root | 2 vadika |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Manao zavatra miamboho: Mamadika fitaratra Mampiseho ny ila na lafiny iray tsy mbola niseho: Mamadika tsihy Miova ho mpamely nefa nitokisana: Namadika ny firenena izy Mamindra faty ho ao amin' ny fasan-drazana na mamono lambamena: Lasa namadika any ambanivohitra izy |
Explanations in English |
5 [1.7] to turn something over; to "turn the bones" of the dead; to betray |
Explanations in French |
6 [1.3, 1.8] mettre à l'envers 7 [1.3, 1.8] trahir 8 [1.3] tourner, chavirer changer les morts de tombeau 9 [1.8] tourner sur l'autre côté "retourner" les ossements des ancêtres |
Examples |
10 Raha mamadika izao teniko izao ianareo, matiko! [2.508] 11 Ry Dimilahy mianadahy avy no mamadika ireo ray aman-dreniny sy razambeny. [2.470] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Entry (2/2) | 22 mamadika |
Root | 23 vadika |
Part of speech | 24 adjective |
Explanations in Malagasy |
25 [1.1] [Betsileo]
Enti-milaza tandrok' omby toy ny tandrok' omby kirongo saingy boribory antonony ny fiolany |
Vocabulary |
26 Economy: breeding, farming |
Tables and plates |
27 Shapes of Cattle Horns |
Illustrations |
|
Updated on 2024/12/11 |