Entry | mamahoaka (vahoaka) | ||||||
Part of speech | active verb | ||||||
Explanations in Malagasy | Mamory olona vitsivitsy mba hiasa ary mamahana azy avy eo Mametraka ho takatry ny vahoaka, mampiély amin' ny vahoaka: Anisan' ny fototry ny fandrosoana ny mamahoaka ny fampianarana [1.1] | ||||||
Explanations in French | Réunir un certain nombre de personnes, emprunter leur service en les nourrissant ou leur distribuant de la viande [1.3] | ||||||
Morphology |
| ||||||
Proverbs | Proverbs containing the word mamahoaka | ||||||
Updated on 2023/01/20 |