Entry (1/2) | 1 mamandrika |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Maka amin' ny alalan' ny fandrika: Mahafinaritra an' i zandry ny mamandri-borona rehefa any ambaniaohitra 4 [1.1, 1.13] manao izay hahavoa amin-kafetsena |
Explanations in English |
5 [1.2] to ensnare, to lay a trap for. 6 [1.7] to trap |
Explanations in French |
7 [1.3#146, 1.8] tendre un piège 8 [1.3#146] accaparer: Namandri-bary betsaka izy (Il a accaparé beaucoup de riz) s'abonner: Mamandrika gazety (S'abonner à un journal) 9 [1.13] piéger |
Examples |
10 [2.606#] Mbola kely izy io dia mamandrika vorona ary dia mahazo! 11 [2.332#] Marina izany, hoy Ineny, sady raha mamandrika hianao, dia moramora kokoa ny vidiny. 12 [1.3#146] namandri-borona aho ka nahazo fody folo (J'ai tendu un piège aux oiseaux et j'ai pris dix cardinaux) 13 [1.3#146] Matetika io mpianatra io no mamandrika an-dRamose amin' ny fanontaniana saro-baliana |
Root | 14 fandrika |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 20 Proverbs containing the word mamandrika |
Entry (2/2) | 21 mamandrika |
Part of speech | 22 active verb |
Explanations in Malagasy |
23 [1.1] Mangorona: Mamandri-bary ny olona amin' ny fararano Mividy mialoha zavatra tsy mbola vita na zavamaniry tsy mbola azo hanina: Efa nisy namandrika daholo ireto foto-kafe ireto ~ Mamandrika gazety ~ Tonga hamandrika ny dikisionera malagasy-malagasy aho, tompoko |
Explanations in English |
24 [1.7] to subscribe to a periodical; to reserve a place or seat |
Explanations in French |
25 [1.8] s'abonner; retenir une place, une chambre, etc |
Root | 26 fandrika |
Morphology |
|
Updated on 2024/12/11 |
![]() |