|
|
|
|

Entry (1/2)1  mamantsika
Root  2  fantsika
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mandraikitra amin' ny fantsika: Ny iray firenena aminy ihany no namantsika an' i Kristy tamin' ny hazofijaliana
5  Mitana mafy, mikiribiby amin' ny vidin-javatra lazaina [1.1]
Explanations in English  6  to nail, to make fast with nails. [1.2]
7  to nail [1.7]
Explanations in French  8  clouer [1.8]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :

Entry (2/2)13  mamantsika
Root  14  fantsika
Part of speech  15  active verb
Explanations in Malagasy  16  Enti-milaza ny atody efa ho foy ka ahitana ohatra ny tevi-panjaitra menamena: Efa mamantsika ireto atody telo ireto [1.1]
Explanations in English  17  to break or burst its shell, as a bird emerging from the shell. [1.2]
Morphology 
18  Present :
19  Past :
20  Future :

Updated on 2022/09/05