Entry |
mamany
(amany)
|
Part of speech | active verb
|
Regional synonyms | mamany,
mifama,
mivalan-drano
|
Explanations in Malagasy | Mamoaka amany, mivalan-drano [1.1]
|
Explanations in English | To pass urine. [1.2]
|
| To urinate (vulgar) [1.7]
|
Explanations in French | Uriner [1.3]
|
| Uriner (vulgaire) [1.8]
|
Vocabulary |
Morphology |
Present : |
mamany |
Past : |
namany |
Future : |
hamany |
Imperative : |
mamania |
|
Illustrations |
|
|
Entry |
mamany
|
Part of speech | morphological form of mama
|
Examples |
1 | Mazava loatra ary, fa na ny mamany, na ny vadiny no niantoka azy!
[2.270]
|
2 | Nony hariva dia tonga Razakandrianaipa sy ny mamany naka am-bavany.
[2.649]
|
|
|