Entry | 1 mamarapiaka |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.78] [Betsileo]
mamirapiratra, manjopiaka: Ataovo soa ra ny maso fa raha mamarapiaka dia koa afo ny fitaratsa (Tandremo tsara re ny maso fa zavatra manjopiaka sahala ny afo ny fitaratra) |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |