|
|
|
|

Entry (1/2)1  mamatra
Root  2  fatra
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mamantatra ny haben-javatra (rano na voa) amin' ny famarana: Mamatra ny tsaramaso hovidiny ao an' efitra ao Rabe
5  Mandoa: Mbola mamatra ny volako izy
6  Mandray: Efa namatra ny volanao ve ianao [1.1]
Explanations in English  7  to measure in a rice measure or in a basket. [1.2]
8  to measure in a container [1.7]
Explanations in French  9  mesurer avec une mesure de capacité [1.8]
Examples  10  Ka manendry ny lanjan' ny rivotra ary mamatra ny rano amin' ny famarana. [2.996#]
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
14  Imperative :
Proverbs  15  Proverbs containing the word mamatra

Entry (2/2)16  mamatra
Part of speech  17  active verb
Explanations in Malagasy  18  mamarana [Sihanaka] [1.78]

Anagrams  19  mamatra, ramatam

Updated on 2023/01/20