|
|
|
|

Entry1  mamazivazy
Root  2  vazivazy
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Manamavomavo, manao teny tsy manome voninahitra: Tovolahy kely io ianao no hamazivazy lehilahy lehibe ohatra an-drainao [1.1]
Explanations in English  5  to tease, to mock, to torment [1.7]
Explanations in French  6  plaisanter, se moquer de [1.8]
Examples  7  Aripaho, aringano fa mamazivazy ny fanjakako eto amin'ity faritany ity. [2.895#]
Vocabulary  8  Emotions
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Proverbs  13  Proverbs containing the word mamazivazy

Anagrams  14  amizavizam, mamazivazy, mamizavizĂ , mamizaviza

Updated on 2023/01/20