Entry | 1 mamboraka |
Root | 2 boraka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Milaza ny zavatra miafina ao am-po: Namboraka tamiko ny fikasany hanao Mpiasan' Andriamanitra izy [1.1] 5 mamelatra [1.13] |
Explanations in French |
6 délier, défaire, déballer, révéler, manifester [1.3#88] 7 développer [1.13] |
Examples |
8 Fomban'ny mpikabary mahavoa tokoa: ilay mpihaino ihany no asainy mandinika sy mamboraka ny tian-kolazaina aminy. [2.298#127] |
Morphology |
|
Other spellings | 13 manaboraka |
Updated on 2023/03/04 |