Entry | 1 mamelatra |
Root | 2 velatra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mamela hitsotra tsara: Mamelatra karipetra handiavan' ny mpanambady ny tompontrano Manokatra: Mamelatra boky ny mpianatra Mandahatra tsara mba hanaitra ny mason' ny olona: Mamelatra ny entany vao maraina ny mpivarotra rehetra Manomana ho an' ny ilana azy: Mamelatra fandambanana Mamelatra fandriana. sns Mametraka: Mamela-pandrika ho an' ny biby ny mpihaza Manazava: Ny mpitandrina Ranona no hamelatra ny lohateny hoe: Zava-poana izao tontolo izao |
Explanations in English |
5 [1.7] to unroll, to spread; to set a table; to explain |
Explanations in French |
6 [1.8] dérouler, étendre, déployer; mettre la table; expliquer |
Morphology |
|
Synonyms | 11 mamelabelatra |
Compound words |
|
Updated on 2024/12/11 |