Entry | 1 mamerina |
Root | 2 verina |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Milaza indray: Mamerina ny teny lazaina ny ako Manao fanindroany: Tsy afaka tamin' ny fanadinana aho taona iny ka dia voatery namerina indray taona nanaraka Manatitra: Tsy namerina ny elo nindraminy izy Manonitra: Moa efa namerina ny vola nangalariny ve Rakoto |
Explanations in French |
5 [1.3] rendre, rapporter, redire, ramener 6 [1.13] réviser, refaire |
Examples |
7 Fa raha mbola mamerina ise, dia voatery hisaraka isika. [2.356] 8 mamerina mandrakotra sy manambitamby azy Rasoa, olon-tiany. [2.470] |
Morphology |
|
Synonyms | 13 manindroa |
Compound words |
|
Proverbs | 16 Proverbs containing the word mamerina |
Anagrams | 17 |
Updated on 2025/01/21 |