Entry (1/2) | 1 mametsaka |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Manjera, mandrodana Mampiavosa Mikopaka, mamely |
Explanations in English |
4 [1.2] to strike, to beat |
Explanations in French |
5 [1.3] démolir, renverser, entasser, battre |
Examples |
6 [1.437#] Tsy misy mahalala izay halatra nataony akory ireo, fa rehefa atao Jioe oainy, oainy, dia mametsaka izay mahita. |
Root | 7 fetsaka |
Morphology |
|
Synonyms | 12 manapetsaka |
Entry (2/2) | 13 mametsaka |
Part of speech | 14 active verb |
Explanations in Malagasy |
15 [1.1] Mamonto, mampangeniheny |
Explanations in English |
16 [1.2] to moisten, to damp, to wet |
Root | 17 fetsaka |
Anagrams | 18 mamatsake, mametsaka |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |