Entry | 1 mamindro |
Root | 2 mindro |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mipetraka eo anoloan' ny afo mba hahazo hafanana; manafana tena eo akaikin' ny afo. 5 [1.78] [Sihanaka] mitanina afo |
Explanations in English |
6 [1.7] to warm oneself at the fire |
Explanations in French |
7 [1.8] se chauffer au feu |
Examples |
8 Hariva tsy mba mamindro; [2.69#] 9 Raha mamindro lavitry ny afo mangatsiaka. [2.346#46] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 15 Proverbs containing the word mamindro |
Anagrams | 16 |
Updated on 2025/01/21 |