Entry 1/2 |
mamiratra
(firatra)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mangirangirana, manjelanjelatra: Mahita zavatra mamirapiratra ao anaty vovoka aho [1.1]
|
Explanations in English | To shine, to give light. [1.2]
|
Examples |
1 | Fa tomaratara toa rahon-kariva, ' Zay bita mamiratra sady mazava.
[1.437]
|
2 | Matanjaka tsara ny tenany, ny tarehiny mamiratra amim-pahasalamana.
[1.353]
|
|
Morphology |
Present : |
mamiratra |
Past : |
namiratra |
Future : |
hamiratra |
|
Synonyms | |
|
Entry 2/2 |
mamiratra
(firatra)
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Mazava manjopiaka: Fahazavana mamirapiratra [1.1]
|
Explanations in English | To be luminous. [1.2]
|
|