|
|
|
|

Entry1  mamoaka
Root  2  voaka
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mampiala ny trano: Mamoaka ny ankizy haka rivotra ny mpampianatra
Milaza am-pahibemaso: Efa namoaka didy mihitsy ny fanjakana momba izany
Mamosaka, mampiseho: Aoka ianao hamoaka mazava ny hevitrao eto anoloanay
Mampiseho voalohany ho hitan' ny olona: Vao namoaka gazety indray izao Randria
Manome: Mamoaka feo tsara sy mahafinaritra io orga vao novidinay io
Enti-milaza ny ray aman-dreny izay mandefa ny zanany hanambady, amin' ny fotoanan' ny fampakarana: Hamoaka zazavavy Rakoto mivady rahampitso Asabotsy
5  [1.13] manaparitaka, mizara, mampiely
Explanations in French  6  [1.13] diffuser
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :
Compound words 
Proverbs  18  Proverbs containing the word mamoaka

Anagrams  19 

Updated on 2025/01/21