Entry | 1 mamofeke |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.78] [Betsileo]
mamono, mikapoka, mively, mamofoka: Namofoke hafitsa aba aho alihany ko save nandia menaraña, koa lehe aho ko save nitsanga koke ny volo-katoko dia koa akoholahy hiady (Namofoka hafitra aho elaela izay ka nanitsaka menarana, izany tena nitsangana hatramin'ny volo-katoka mova tsy ireny akoholahy hiady ireny) |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |