Entry | 1 mamofompofona |
Root | 2 fofompofona |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in English |
4 to smell rank, to be ill-flavoured, to stink. [1.2] |
Explanations in French |
5 qui a une faible odeur agréable [1.196] |
Examples |
6 mamofompofona Senegaly anie ialahy izany e! [2.643] 7 Dia notsipahina tsikelikely araka izany koa ny lalàm-pitondrantena izay mbola mamofompofona fivavahana. [2.285] |
Morphology |
|
Updated on 2023/01/20 |