Entry | 1 mamohehatra |
Root | 2 fohehatra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mampahita angano, loza: Mamohehatra ireo ankizy ireo Manimba: Mamohehatra ny raharahako ny nataonao 5 [2.285#223] ahitana henatra |
Explanations in English |
6 [1.2] (imp and rel not used). To injure, to hurt. |
Examples |
7 tompokolahy, izany ody ratsy izany, fandrao indray dia mamohehatra! [2.69#42] 8 Tsy maintsy tony tanteraka ny tena, ny fikoropahana sy ny fanao tsy voahevitra, matetika mamohehatra. [2.4#46] 9 Na dia mamy sy zary ilaofan-kanin-kotrana toy ny mahazatra aza ny ranondresy, dia poizina mamohehatra sy mamono aina [2.470] |
Morphology |
|
Proverbs | 14 Proverbs containing the word mamohehatra |
Anagrams | 15 mahahemotra, mamohehatra |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |