Entry | 1 mamongatra |
Root | 2 fongatra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mihady, mandoatra: Mamongatra harembe avy ao anaty tany ny mpihady volamena 5 Mamohafoha: Tsy misy tsy misento raha mamongatra ny lasa [1.1] |
Explanations in French |
6 Sortir, extraire, fouiller, déterrer, produire au jour ; faire revivre, exhiber, manifester, révéler [1.3#184] |
Examples |
7 Mahafinaritra ny mihaino tantara, fa hoatra ny mamongatra vola milevina. [1.437#] |
Morphology |
|
Other spellings | 12 manamongatra |
Anagrams | 13 mamangotra, mamongatra |
Updated on 2024/04/01 |