Entry | 1 mamono hira |
Elementary words | 2 mamono, hira |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] tsy manaraka ny tena hira fa mampidina ambany na mampakatra avo, ary dia simba ny hasoan' ny hira fa tsy aralia ny tena izy |
Explanations in French |
5 [1.3] faire détonner, faire baisser la voix |
Anagrams | 6 mamono hira, nohamaroim, nohamoraim |
Updated on 2023/07/13 |