Entry (1/2) | 1 mamorifotra |
Root | 2 forifotra |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Mivoaka (enti-milaza ireo bontsimbontsina kely be diabe vokatry ny aretina): Namorifotra ny kitrotron' Ilita ka tsy naharitra reniny naka dokotara [1.1] |
Explanations in French |
5 faire éruption, apparaître en masse, pulluler [1.3] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 9 mamorifotra |
Root | 10 forifotra |
Part of speech | 11 adjective |
Vocabulary |
12 Geology |
Explanations in Malagasy |
13 feno zavatra boribory madinika marobe [1.13] |
Explanations in French |
14 oolithique [1.13] |
Updated on 2023/01/05 |