Entry (1/3) | 1 mamory |
Root | 2 vory |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 (mamorivory no fampiasa indrindra) Mandroatra, misafoaka [1.1] |
Morphology |
|
Synonyms | 8 mamorivory |
Compound words |
|
Entry (2/3) | 10 mamory |
Root | 11 vory |
Part of speech | 12 active verb |
Explanations in Malagasy |
13 Miantso ho tonga miaraka, amin' ny toerana iray: Namory ny mahantra teo amin' ny fokontany izahay mba hizarana fitafiana 14 Manaika, manainga: Namory ny Parlemanta ny Filoham-pirenena 15 Manangona: Namory sary betsaka aho fony izaho tany Afrika [1.1] |
Explanations in English |
16 to gather, to collect [1.7] |
Explanations in French |
17 réunir, rassembler [1.8] |
Examples |
18 Ka ianao ihany no mamory. [2.588#] 19 ka samia mamory havana isika roa lahy, fa fara-doboka izao. [2.69#] 20 Dia mamory indray isika, ka samy hanonona izay zakany. [2.59#] |
Morphology |
|
Entry (3/3) | 25 mamory |
Part of speech | 26 active verb |
Explanations in Malagasy |
27 mamarana amin-java-maranitra ho dombo [Tanala]
[1.78] |
Anagrams | 28 amorim, mamory, maroim, miroma, morima |
Updated on 2022/09/06 |