Entry | 1 mamosaka |
Root | 2 posaka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mampiseho: Tsy nety namosaka izay nosoratany izy 5 Manambara: Tsy nety namosaka ny teti-dratsiny izy na dia efa traira aza [1.1] |
Explanations in English |
6 to reveal, to bring into view; to propose an idea [1.7] |
Explanations in French |
7 révéler, déployer au grand jour; avancer une idée ou un projet [1.8] |
Examples |
8 Na misy mba sahy mamosaka hevitra tsy mifanaraka amin'ny an'ny Manjaka aza, efa miolaka ery sao mainka hampitroatra. [2.298#] |
Morphology |
|
Synonyms | 13 manaposaka |
Compound words |
|
Proverbs | 15 Proverbs containing the word mamosaka |
Anagrams | 16 mamasoka, mamosaka, somamàka |
Updated on 2023/08/11 |