Entry 1/4 |
mamositra
(fositra)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mandoaka, mandavaka: Hain' ny mpandrafitra ny hamositra ity hazo ity amin' ny homamanta Manodinkodina hazo maranitra ao anaty hazo hafa iray misy loaka mba hahazoana afo: Tsy mbola mahay mamositra ny hazo mba hiteraka afo Ikoto [1.1]
|
Explanations in English | To ignite by friction. [1.2]
|
Morphology |
Present : |
mamositra |
Past : |
namositra |
Future : |
hamositra |
Imperative : |
mamosera |
|
|
Entry 2/4 |
mamositra
(fositra)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in English | [Provincial]
To thrust in, as a brand, etc., thrust into the fire [1.2]
|
|
Entry 3/4 |
mamositra
(vositra)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | [Sihanaka]
Mamora [1.78]
|
Explanations in English | To castrate [1.7]
|
Explanations in French | Châtrer [1.8]
|
Vocabulary |
Morphology |
Present : |
mamositra |
Past : |
namositra |
Future : |
hamositra |
Imperative : |
mamosera |
|
|
Entry 4/4 |
mamositra
(vositra)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Manala ny voa ao anatin' ny vihina ka mahatonga tsy hiteraka [1.1]
|
Explanations in English | To nip off shoots [1.7]
|
Explanations in French | Décapiter une plante [1.8]
|
| ébourgeonner, tailler en vert [1.196]
|
Vocabulary |
Morphology |
Present : |
mamositra |
Past : |
namositra |
Future : |
hamositra |
Imperative : |
mamosera |
|
|