Entry | 1 mamotitra |
Root | 2 fotitra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mametraka zavatra mivadika, mampifamadika: Misy maso lavitra mamo titra ny sarin' ny zavatra jerena aminy 5 Milaza olona roa izay olom-pady ho heny: Nahoana ity ianao no mamotitra anay mianadahy [1.1] |
Explanations in English |
6 to invert 7 to curse, to vilify, to use opprobrious language. [1.2] 8 to turn end for end [1.7] |
Explanations in French |
9 inverser [1.8] |
Morphology |
|
Updated on 2023/01/20 |