Entry | 1 mamotsifotsy |
Root | 2 fotsifotsy |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Manao tsinontsinona, manamavo, manimbazimba [1.1] |
Explanations in English |
5 to disregard, to speak lightly of. [1.2] 6 to express disdain; to denigrate [1.7] |
Explanations in French |
7 mépriser, dénigrer [1.8] |
Examples |
8 Notantarain-drangahy tamin'izay ny fomban'ireo an-driamanjaka teo aloha, sy ny fomban'ireo mpivavaka vaovao izay mitady handrava ny fanjakana noho izy mamotsifotsy [2.298#] |
Morphology |
|
Updated on 2023/01/20 |