Entry | 1 mampanao |
Root | 2 tao |
Part of speech | 3 active verb |
Examples |
4 Ary dia isan-kariva, tamin' ny tsy fianaranay teny anglisy, tonga tany amiko izy nanazatra ahy nitendry masinina, na nampanao ahy soratononina an-tsorapohy. [2.4] 5 ka raha efa vory ny havana, dia mampanao lakana izy; [2.48] |
Morphology |
|
Updated on 2024/12/07 |