Entry | 1 mampiakatra |
Root | 2 akatra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Manome baiko hiakatra: Iza no nampiakatra an' io olona io taty ambony rihana? Mahatonga hiakatra |
Explanations in English |
5 [1.7] to appeal a case to a higher court ; to send something to a higher instance for final decision |
Explanations in French |
6 [1.8] faire monter, renvoyer une affaire à une instance supérieure |
Examples |
7 Dia hitantsika amin' izany fa ny hery mampiakatra azy dia tsy maintsy be dia be. [1.357#] |
Morphology |
|
Updated on 2024/12/11 |