Entry | 1 mampifampi~ |
Part of speech | 2 prefix [Full list] |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Tovona fanaovana matoantenin' ny "mpampanao asa ifanaovan' olona roa" ho an' ny mt manomboka amin' ny mi-, enti-milaza olona manasa olona roa na maro hifamaly asa: Mampifampiteny: Tsy nifandray mihitsy izy mirahavavy fa reniny vao nampifampiteny azy |
Updated on 2020/07/31 |