Words
Dialects
Roots
Dictionaries
Illustrations
Home Page
Proper Names
Vocabularies
Derivatives
Grammars
Bibliography
Contributors
Symbols
Parts of speech
Proverbs
Articles
Webliography
Inquiries
Anagrams
Toponymy
Plates and Tables
Changes
|
|
|
|
Entry
mampi
fo
ha
(
fo
ha
)
Part of speech
active verb
Examples
1
ary izy roa dia samy entiko
mampifoha
ny sainareo mahitsy hitadidy tsara
[
2.996
]
2
Nihabetsaka ny fiarakodia nandalo ary nihamaro olona ny zaridaina, ka izay no
nampifoha
ahy.
[0]
3
ny tenin' ny Bara hoe mamadika dia mitovy amin'ny hoe
mampifoha
ny mihohoka
[
1.353
]
Morphology
Present :
mampifoha
, mampifohan', mampifohan-, mampifoham-
Past :
nampifoha, nampifohan', nampifohan-, nampifoham-
Future :
hampifoha, hampifohan', hampifohan-, hampifoham-
Anagrams
mampifoha
,
mampihafo
Updated on 2023/06/21