Entry | 1 mampihiboka |
Root | 2 hiboka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in French |
4 Enfermer, consigner, faire rester longtemps dans un endroit, clouer à un travail [1.3#244] |
Examples |
5 mampihiboka ny rano eo amin' ny rahony; [2.996#] 6 Ny olona sy ny kristiana dia mirona hatrany hiato ao amin' ny tantara, miaraka amin' ny mahantra anankiray izay ahafahantsika maka toerana ao amin' izao tontolo izao, izay mampihiboka antsika ao anaty ady tsy azo lavina fa rariny nefa matetika efa ilaozan' ny toetr' andro [1.369#] |
Morphology |
|
Synonyms | 11 maniboka |
Updated on 2022/05/22 |