|
|
|
|

Entry1  mampirina
Root  2  ampirina
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mandamina, mandahatra: Mampirin-trano isa-maraina izy
Mametraka amin' ny toerany avy: Andraso fa mbola hampirina ireto bokiko ireto aho
Explanations in English  5  [1.2] to arrange, to tie up goods, etc., as in amPIrina.
Examples  6  Koa izay rehetra te-handeha modia mampirina ny zavany, ary manamboatra izay vàtsy sy zavatra ho entiny. [2.588#]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :
Synonyms  11  manampirina

Anagrams  12 

Updated on 2025/01/21