Entry | 1 mampiroborobo |
Root | 2 roborobo |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in French |
4 faire prospérer, développer [1.5] |
Examples |
5 Ny Repoblika Demokratika Malagasy izay tsy mivaky nefa misy fitsinjaram-pahefana dia miantoka sy mampirisika ny fisahanan' ny vondrom-bahoaka isam-paritany ny asa aman-draharaha entina mampiroborobo ny Firenena. [2.114#] |
Morphology |
|
Updated on 2022/08/25 |