Entry | 1 mampisongadina |
Root | 2 songadina |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in French |
4 mettre en relief, ou en exergue; concrétiser [1.13] |
Examples |
5 izany ny rafitra mampisongadina ny vahoaka entina sy ny mpitondra. [2.445#] 6 manoritra dia manamarika no heviny, mampisongadina mazava, maneho eo anatrehan' ny be sy ny maro. [2.606#] 7 Mampisongadina tsara an'izany toe-tsaina izany ny fandrarana ny fahitalavitra Viva tsy handefa fandaharana, taorian'ny fandrarana tena tsy amin'antony koa radio na fandaharana amina radio maro tato anatin'ny taona faramparany. [4.27#] |
Morphology |
|
Updated on 2023/01/20 |