Entry | 1 mampivadika |
Part of speech | 2 active verb |
Examples |
3 [2.285#296] ilay nampivadika atidoha zatozato 4 [2.470] Indraindray manao fihetsehana izy ka mampivadika ny masony ho fotsy dia fotsy 5 [2.346##54] Kanefa azo inoana fa ho avy ny andro izay hampivadika io fanao io, ka hanaraka ny fomban' ny Vazaha, izany hoe, ny vehivavy no hanome vola toy ny Vodiondry (dot) ho an' ny lehilahy |
Root | 6 vadika |
Compound words |
|
Updated on 2025/02/11 |
![]() |