|
|
|
|

Entry1  mampivarahentaña
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.78] [Tanala] mampivarahontsana, mampitalaketraka: Dia nampivarahentaña koja rô ñ'nahita ny ôlane misetre lalahy iñy ka! (dia tena nampivarahontsana satria ny nahita ny hadalany nihetsika halina iny)

Updated on 2024/12/07